|
|
|
|

Entry1  fotabe
Elementary words  2 fotatra, 3 be
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina.
6 Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny.
7 Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe
8 satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré).
9 Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza.
10 Ny voany dia atao famamo trondro. [1.10]
11 karazan-kazo [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in French  12 (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [Sakalava, Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  13  Botany: tree
Analogs  14  atafana
Scientific name 
Illustrations 

Anagrams  15 Betafo, 16 fotabe, 17 tafo be

Updated on 2025/11/13