|
|
|
|

Entry1  fongatina
Root  2 fongatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity.
5 Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany.
6 Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11 fongarina

Updated on 2025/09/12