| Entry | 1 fongarina |
| Root | 2 fongatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
5 Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany 6 Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1] |
| Explanations in French |
7 Qu’on sort, qu'on extrait, qu’on fouille, qu'on déterre, qu’on fait revivre, qu’on révèle:
8 Fongarin ’ny vazaha hatraiza hatraiza ny volamena (Les Européens fouillent partout l’or) ~ 9 Rakitra saro-bidy no nofongarina tao (On a déterré là un précieux trésor) ~ 10 Tsy azo fongarina ny fanao sasany teo aloha (On ne peut pas faire revivre certains usages d’autrefois) [1.3#184] |
| Examples |
11 Raha tetezina ny tantara ka avadibadika ny fomba ary fongarina ny fitenin' ny razana izay ela izay, dia indro ny lalàn' ny fitondrantenany fa nisoritra mandrakariva teo aminy
[2.296#]
12 Fa raha fongarina kosa ny tsiambaratelo afenin' ny kibon' ny tany, hita fa mbola voatahiry ao ireo fanaka sy fitaovana samihafa nampiasain' ireo Razamben' ny olombelona, toy ny vato voatandana. [2.285#] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 17 fongatina |
| Anagrams | 18 fangorina, 19 fingorana, 20 fongarina |
| Updated on 2025/11/13 |
|