| Entry | 1 fomban-drazana |
| Elementary words | 2 fomba, 3 razana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fanaon' ny Razana izay arahin' ny taranaka mifandimby, mikasika indrindra ny fotoan-dehibe eo amin' ny fiainana, toy ny raha misy taraka na manambady na maty
6 ko-drazana, rohi-drazana, farahatoka, akanjon-goaika, tandroka niaraka aman-tsofina [1.1] |
| Explanations in English |
7 [razana, an ancestor.] The customs of one's ancestors.
[1.2] |
| Updated on 2025/10/07 |
|