| Entry | 1 fomba amam-panao | 
| Elementary words | 2 fomba, 3 amana, 4 fanao | 
| Part of speech | 5 locution | 
| Explanations in French | 6   les us et coutumes [1.66.fr#947] | 
| Examples | 7   Izay vao tena hitako ny fomba amam-panaony
[2.472#63] 8 Ireny no fomba amam-panaon' ny firenena mandroso! [2.528#77] 9 Ka ireto izany fomba amam-panao namehezany ny fiainany izany [2.245#17] 10 fomba amam-panao malagasy taloha ela be, nosoratan' i Max Randria [2.436#185] | 
| Updated on 2025/09/12 |   |