Entry foin > foy
Part of speech   participle
Malagasy definition   ilaozana, ialana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [Rajemisa 1985]
English translation   abandoned, given up [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   forsaken, deserted, despaired of. [Richardson 1885]
French translation   abandonné [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, Deschamps 1936]
Examples  
1ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [Callet: Tantara]
2Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [Baiboly: 22.27.6]
Derivations  
Morphology  
foy
foiko
foinao
foiny
fointsika
foinay
foinareo
foin'
foin-
foim-
foy
foiko
foinao
foiny
fointsika
foinay
foinareo
foin'
foin-
foim-
ho foy
ho foiko
ho foinao
ho foiny
ho fointsika
ho foinay
ho foinareo
ho foin'
ho foin-
ho foim-
Compound words, titles, names  

Entry foin > foy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' ikalamovo
¶ Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
¶ Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
¶ Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [Rajemisa 1985]
English translation   hatched
¶ suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
¶ secret conversation becoming known [Richardson 1885]
French translation   éclos [Abinal 1888, Deschamps 1936]
   percé [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   divulgué [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry foin > foy
Part of speech   passive verb
French translation   qui ose [Antesaka] [Deschamps 1936]

Entry foin > foina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Sakana, tsy famelana hihetsika na hipaika intsony (fanorona). [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry foin > foina
Part of speech   noun
English translation   a wheel. See kodia. [Provincial] [Richardson 1885]

foin   
ahimaina
vilo-maina
foin, fourrage sec [SLP: Voambolana]
vilona
herbe coupée comme fourrage, foin [Hallanger 1974]