Entry foiben > foibe (foitra, be)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toerana afovoany ihaonan' ny tsipika rehetra amin' ny fanorona
¶ Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba [Rajemisa 1985]
English translation   headquarters; a hub [Hallanger 1973]
French translation   quartier général, centre; moyeu [Hallanger 1974]