| Entry (1/2) | 1 fizakana |
| Root | 2 zaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso
5 Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako 6 Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy [1.1] |
| Examples |
7 Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra.
[1.369#]
8 Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena. [4.27#] |
| Entry (2/2) | 9 fizakana |
| Root | 10 zaka |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 Fitenenana, firesahana
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|