|
|
|
|

Entry (1/2)1  fivoasana
Root  2 vofy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [1.1]
Explanations in French  5 l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [1.3#846]
6 action d'éplucher, d'enlever l'écorce [1.196]
Synonyms  7 famoasana

Entry (2/2)8  fivoasana
Root  9 vofy
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina
12 Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra [1.1]
Explanations in French  13 l'action d'expliquer, le moyen, le mofif [1.3#846]
Examples  14  Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida! [2.270#69]
15  Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy. [2.643#123]
Synonyms  16 famoasana

Anagrams  17 fiavosana, 18 fisavoana, fivoasana, 19 voafisana

Updated on 2025/09/12