Entry famoasana (vofy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [Rajemisa 1985]
English definition the act of peeling [Hallanger 1973]
French definition l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [Abinal 1888]
 action d'éplucher, de dépouiller [Hallanger 1974]
Synonyms fivoasana
Examples Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany. [Andraina: Mitaraina]

Entry famoasana (vofy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina
¶ Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra [Rajemisa 1985]
English definition an explanation or exposition of ideas [Hallanger 1973]
French definition l'action d'expliquer, le moyen, le mofif [Abinal 1888]
 exposition d'une idée [Hallanger 1974]
Synonyms fivoasana

Entry famoasana
Part of speech noun
French definition chariotage [SLP 1986]
Vocabulary 

2019/08/06