Entry fitsikerana (tsikera (kera))
Part of speech noun
Malagasy definition Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton' ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina azy haingana [Rajemisa 1985]
French definition l'état de ce qui est détaché, espacé, clair, la cause [Abinal 1888]

Entry fitsikerana (tsikera (kera))
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaratsarahana, fivoasana: Fitsikerana lahatsoratra [Rajemisa 1985]
French definition analyse [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
 critique [Rajaonarimanana 1995]

2015/01/20