|
|
|
|

Entry1  fitsidradraka
Root  2 tsidradraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka
5 Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity [1.1]
Synonyms  6 fitsidradra, fitsidradrahana, fitsidradrana

Updated on 2025/11/17