| Entry | 1 fitsidradrahana |
| Root | 2 tsidradraka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity
[1.1] |
| Synonyms | 5 fitsidradraka, fitsidradrana |
| Updated on 2025/10/31 |
|