| Entry (1/2) | 1 fitsako |
| Root | 2 tsako |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin' ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon' ny omby
5 Azo tsakoina: Ny rano tsy fitsako [1.1] |
| Entry (2/2) | 6 fitsako |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in French |
8 (de tsako : onomatopée, bruit des mâchoires lorsqu'on chique le tabac). Tabac à chiquer, à mâcher : Nicotiana tabacum L. (Solanaceae).
[Sakalava]
[1.196] |
| Vocabulary | 9 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 11 fikatso, 12 fitsako, 13 fitsoka, 14 fokatsy, 15 kafotsy, 16 tsakofy |
| Updated on 2025/11/09 |
|