|
|
|
|

Entry1  famitsahana
Root  2 fitsaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin' ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin' ny toerana iray; fipetrahana amin' izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa [1.1]
Explanations in French  5 L’action d'aplatir, de tasser, l’instrument, le lieu [1.3#175]

Updated on 2025/09/12