| Entry (1/2) | 1 fitsaikana |
| Root | 2 tsaika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara.
[1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fitsaikana |
| Root | 6 tsaika |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy.
9 Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto. [1.1] |
| Synonyms | 10 fitsaihana |
| Anagrams | 11 fitsaikana, 12 tafasikina, 13 tany fasika, 14 tsaikafina |
| Updated on 2025/11/11 |
|