| Entry (1/2) | 1 fitsaika |
| Root | 2 tsaika |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly
5 Azo tsaikaina, azo fantenana [1.1] |
| Entry (2/2) | 6 fitsaika |
| Root | 7 tsaika |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita
[1.1] |
| Anagrams | 10 fitsaika, 11 fitsiaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|