Entry fitomboka (tomboka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka [1.1]
Compound words 

Entry fitomboka (tomboka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy) [1.1]
Explanations in French Cachet [1.13]

Updated on 2020/07/31