|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitokonana
Root  2 tokona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany. [1.1]
Explanations in English  5 obstinacy. [1.7]
Explanations in French  6 l'obstination, le motif, le lieu. [1.3]
7 entêtement. [1.8]

Entry (2/2)8  fitokonana
Root  9 tokona
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra. [1.1]
Explanations in English  12 a strike by laborers. [1.7]
Explanations in French  13 grève des ouvriers. [1.8]

Anagrams  14 fikotonana, 15 fitokonana

Updated on 2025/11/11