| Entry (1/3) | 1 fitohana |
| Root | 2 tohana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan' ny voninkazo amin' ny rindrina.
5 Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan' ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika. [1.1] |
| Entry (2/3) | 6 fitohana |
| Root | 7 tohana |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana.
[1.1] |
| Entry (3/3) | 10 fitohana |
| Root | 11 toha |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 Fitadiavana (remby, zaha).
[1.1] |
| Anagrams | 14 afantohy, 15 fihotana, 16 fitohana, 17 fotahina |
| Updated on 2025/09/12 |
|