Entry | 1 fitodian-tsambo |
Elementary words | 2 fitodiana, 3 sambo |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 Toerana eo amoron-dranomasina voavoatra hiantsonan'ny sambo [1.1] |
Examples |
6 Rehefa sendra fitodiantsambo dia nidinamba nandia tany maina.
[2.356#]
|
Vocabulary | 7 Navigation |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |