|
|
|
|

Entry1  fitobiana
Root  2 toby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana
5 Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna
6 Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto [1.1]

Updated on 2025/09/12