|
|
|
|

Entry1  fitehafana
Root  2  tehaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany!
famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny [1.1]

Anagrams  5 fifetahana, 6 fitefahana, 7 fitehafana

Updated on 2025/09/12