| Entry | 1 fitarikandro |
| Elementary words | 2 fitarika, 3 andro |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anaran'ilay kintana mialoha ny masoandro (raha ny tena marina dia tsy tena kintana izy io fa ny planeta Vénus). [1.1] |
| Explanations in English |
6 [Mod. s. from mitarika (tarika), and andro, the day.] The morning star; i.e. the planet Venus. [1.2] |
| Explanations in French |
7 étoile du matin: la planète Vénus [1.3] |
| Vocabulary | 8 Astronomy |
| Synonyms | 9 vadim-bolana |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Quotes | 11 Texts mentioning this word |
| Anagrams | 12 fitarikandro, 13 tafakirindro |
| Updated on 2025/09/12 |
|