Entry fitarika (tarika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena; mitondra; manoro lalana; mitaona; manainga, manentana; mibaiko [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31