|
|
|
|

Entry1  fitantana
Root  2 tana
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza.
5 Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko.
6 Azo tantanana. [1.1]

Updated on 2025/12/08