|
|
|
|

Entry1  fitandrovana
Root  2 tandro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho. [1.1]
Synonyms  5 fitandroana

Anagrams  6 fandrovitana, 7 fitandrovana

Updated on 2025/11/11