|
|
|
|

Entry1  fitandroana
Root  2 tandro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [1.1]
Synonyms  5 fitandrovana

Anagrams  fitandroana, 6 ifandrotana

Updated on 2025/11/17