|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitandremana
Root  2 tandrina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika.
5 Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo.
6 Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy.
7 Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna. [1.1]
Explanations in English  8 the act of caring for [1.7]
Explanations in French  9 action de surveiller, de prendre soin [1.8]
All compound words  10 fitandremam-pahasalamana

Entry (2/2)11  fitandremana
Root  12 tandrina
Part of speech  13  noun
Explanations in English  14 a parish [1.7]
Explanations in French  15 paroisse [1.8]

Updated on 2025/12/08