|
|
|
|

Entry (1/4)1  fisorona
Root  2 sorona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany [1.1]

Entry (2/4)5  fisorona
Root  6 sorona
Part of speech  7  noun or adjective
Explanations in Malagasy  8 Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra)
9 Fanao sorona
10 Azo atao sorona [1.1]

Entry (3/4)11  fisorona
Root  12 sorona
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 Fomba entina misorona na manisy afo. [1.1]

Entry (4/4)15  fisorona
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17 pierre levée des autels. [Tankarana] [1.19]

Updated on 2025/11/17