| Entry | 1 fisivanana |
| Root | 2 sivana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandalovana amin' ny sivana, amin' ny makarakara vy fanintsanana
5 Fifantenana, fitsikerana mba hahitana izay tsara ihany: Ireto mpihira ireto no voatana taorian' ny fisivanana faharoa 6 Fanintsanana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|