|
|
|
|

Entry 1  fisalasalana
Root  2 salasala
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao
5 Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1]
Explanations in English  6 doubt, hesitation [1.7]
Explanations in French  7 doute; hésitation [1.8]
Examples  8  Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo. [2.296#71]
9  Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. [2.606#96]
10  Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. [2.470#65]
Combinations  11  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26