| Entry | 1 fironana | 
| Root | 2 rona | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Fihilanana, firaikana, fitongilanana [1.1] | 
| Explanations in French | 5   inclinaison [1.3#546, 1.13] | 
| Examples | 6   Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
[4.27#] | 
| Anagrams | 7 fanorina, 8 fironana | 
| Updated on 2025/09/12 |   |