|
|
|
|

Entry1  firavoravoana
Root  2 ravoravo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana [1.1]
Explanations in English  5 a feast, a celebration [1.7]
Explanations in French  6 festin, réjouissance [1.8]
Examples  7  Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508#]
8  Rehefa vita ny vaky volo, dia mandroso amin' izay ny dihy sy ny firavoravoana. [2.436#]
Article  9 Randzavola: firavoravoana ao amin' ny Baiboly (=> fanasana)

Updated on 2025/11/13