| Entry | 1 fiovaovana |
| Root | 2 ovaova |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 changement.
[1.4] 5 changement: Tsy maintsy dinihina akaiky izay fiovaovan' ny endriky ny fotondram-panjakan' ny firenena iray (Les changements dans la forme du gouvermement d'un peuple doivent être examinés de près [Fénelon]). [1.66] |
| Examples |
6 Rahefa ela ny ela dia azon' ny olona voasana ny fiovaovana toy izany.
[2.270#]
7 Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. [2.472#] |
| Analogs | 8 fanovana, 9 fiovaova |
| All compound words | 10 fiovaovan' ny vidin-javatra |
| Updated on 2025/11/09 |
|