|
|
|
|

Entry1  Filazantsara
Elementary words  2 filazana, 3 tsara
Part of speech  4  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  5 Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly [1.1]
Explanations in English  6 the Gospels; the New Testament [1.2]
Explanations in French  7 Evangile, Nouveau Testament [1.3]
8 Nouveau Testament, Évangile [1.5]
Examples  9  Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [2.649]
10  amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [2.357#]
11  Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [1.353#]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Vocabulary  14  Holy Scriptures
Biblical quotes  15 Chapters and verses mentioning Filazantsara
Article  16 Randzavola: filazantsara ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12