Entry filankevitry > filankevitra (ila, hevitra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [Rajemisa 1985]
   fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [Akademia 2005]
Morphology  
filankevitra
filankevitro
filankevitrao
filankeviny
filankevitsika
filankevitray
filankevitrareo
filankevitr'
filankevi-
filankevitry
-pilankevitra
-pilankevitro
-pilankevitrao
-pilankeviny
-pilankevitsika
-pilankevitray
-pilankevitrareo
-pilankevitr'
-pilankevi-
-pilankevitry
Other spellings  
Compound words, titles, names  

Entry filankevitry > filan-kevitra (ila, hevitra)
Part of speech   expression
Malagasy definition   toerana atonina hanontanian-javatra rehe [...] [full text in Akademia 2001]
French translation   accueil, renseignements [Akademia 2001]