|
|
|
|

Entry1  filaharana
Root  2 lahatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy. [1.1]
Explanations in English  5 order in rank; a queue of people; a rank or a row. [1.7]
Explanations in French  6 ordre de rang; rang, alignement. [1.8]
7 rang, ordre, relation d'ordre. [1.13]
Examples  8  aza miala amin'ny filaharana ianao. [2.442#]
9  Ilana filaharana ve ny mividy zavatra iray? [2.503#]
10  Dia holazaina manaraka izao filaharana izao izy [1.357#]
All compound words  11  6 combinations of this word

Updated on 2025/11/09