Entry fikolokoloana (kolokolo)
Part of speech noun
Malagasy definition Fikarakarana, fitandremana fatratra sy fanaovana izay hahasoa lalandava; fikojakojana, fikalakalana [Rajemisa 1985]
French definition traitement, soins [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry fikolokoloana (kolokolo)
Part of speech noun
Malagasy definition Fiantsoana (ny vorontsiloza) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2010/04/03