Entry fikojakojana (kojakoja (koja))
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fikarakarana, fitandremana fatratra, fandamindaminana [Rajemisa 1985]
French translation   les petits soins, l'attention [Abinal 1888]
French translation   entretien, maintenance [SLP: Voambolana, Rakotonaivo 1993]
   soins [SLP: Voambolana]
Examples   ny fitantanana andavanandro sy ny fikojakojana ny foto-drafitrasa sy ny asa vaventy amin’ny lalana; [ ]
Compound words, titles, names  

Updated on 2015/02/20