| Entry (1/2) | 1 fikapohana |
| Root | 2 kapoka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fivelesana, famonoana amin' ny tanana na amin-javatra; fanasaziana, famaizana
[1.1] |
| Explanations in French |
5 battage
[1.13] |
| Proverbs | 6 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 7 fikapohana |
| Root | 8 kapoka |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 fitaovana fivelezam-bary na fanesorana voan-javamaniry samihafa
[1.13] |
| Explanations in French |
11 batteuse
[1.13] |
| Anagrams | 12 fikapohana, 13 fikopahana |
| Updated on 2025/11/02 |
|