|
|
|
|

Entry1  fihira
Root  2 hira
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mihira
5 Azo hiraina [1.1]
Examples  6  Momba ny hiram-piangonana dia ny feony sy ny fomba fihira azy no hanompanana ny resaka. [2.606#]

Anagrams  7 farihy, 8 fihary, fihira

Updated on 2025/09/12