| Entry | 1 fiheverana |
| Root | 2 hevitra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry
5 Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika 6 Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy [1.1] |
| Explanations in French |
7 La méditation, la réflexion, la discussion
[1.3#243] |
| Examples |
8 Ekenao ve izany fiheverana izany?
[2.285#]
9 Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy. [2.472#] 10 Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho. [1.369#] |
| Vocabulary | 11 Philosophy |
| Updated on 2025/09/12 |
|