| Entry | 1 fihetsiketsehana |
| Root | 2hetsiketsika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana [1.1] |
| Explanations in French |
5 manifestation, mouvement de revendication [1.13] |
| Examples |
6 mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro.
[2.314#]
7 Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro. [2.470#21] |
| Updated on 2025/09/12 |
|