|
|
|
|

Entry1  fihetsehana
Root  2 hetsika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo.
5 Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona.
6 Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy. [1.1]
Explanations in French  7 mouvement, geste. [1.13]
Examples  8  Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :

Updated on 2025/11/11