|
|
|
|

Entry1  fihenjanana
Root  2 henjana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady.
5 Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra.
6 Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny. [1.1]
Explanations in French  7 L'action de raidir, de tendre, l’instrument. [1.3]
8 rigidité. [1.13]
Examples  9  Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo. [2.529]

Anagrams  10 fañinjehana, 11 fihenjanana

Updated on 2025/11/11