|
|
|
|

Entry1  fihenana
Root  2 hena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena?
5 Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ
6 Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka
7 Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ [1.1]
Explanations in French  8 chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse [1.13]
Examples  9  Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27#]
All compound words  10 fihenam-bidy

Anagrams  11 fahenina, 12 fihenana

Updated on 2025/11/17