|
|
|
|

Entry (1/5)1  fihary
Root  2 hary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony [1.1]
5 taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana [1.13]
Explanations in French  6 glande [1.13]
Examples  7  fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona. [2.424#]
Vocabulary  8  Biology
All compound words  9  6 combinations of this word
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Entry (2/5)11  fihary
Root  12 hary
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 Fomba entina mihary, mitady [1.1]

Entry (3/5)15  fihary
Root  16 hary
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18 Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary [1.1]

Entry (4/5)19  fihary
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21 ompiana, fiompy [Bara] [1.78]

Entry (5/5)22  fihary
Root  23 hary
Part of speech  24  noun
Explanations in English  25 for omby, an ox, lit. wealth. [Provincial] [1.2]

Anagrams  26 farihy, 27 fihary, 28 fihira

Updated on 2025/11/09