| Entry | 1 fifanohanana |
| Root | 2 tohana |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 Tsy fifanampiana sy fifanohanana intsony amin' izay no hita, fa fifam-pilam-baniny sy fifampitsikilovana.
[2.285#197]
5 Na voadona mafy aza izahay, na nisy nanararaotra aza ny fahavoazanay, zavatra iray nahitanay fiononana kely, dia ny fifanohananay mianakavy amin' ny fotoan-tsaotra. [2.472#111] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|