Entry fifangaroana (haro)
Part of speech noun
Morphology 
fifangaroana
fifangaroako
fifangaroanao
fifangaroany
fifangaroantsika
fifangaroanay
fifangaroanareo
fifangaroan'
fifangaroan-
fifangaroam-
fifangaroa-
-pifangaroana
-pifangaroako
-pifangaroanao
-pifangaroany
-pifangaroantsika
-pifangaroanay
-pifangaroanareo
-pifangaroan'
-pifangaroan-
-pifangaroam-
-pifangaroa-
Examples 
1Tsy ny fifangaroan' ireo akory no maninona, fa ny fifandro-ritany no mahatahotra raha misy. [Rabemolaly: Fary, page 111]
2Ny mateti-piseho dia fifangaroana olona samihafa fiaviana no mandrafitra fiaraha-monina iray. [FOFAFIPE: Haivola, page 11]
3Tsara marihina fa io rafitra misy fifangaroana io dia efa noeritreretina fony nanangana ny CES tany am-boalohany. [SeFaFi , 2013/07/09]

Updated on 2020/07/31